A PROPOS

 

🕊️ À propos / Momba anay

Version française

À propos de Madagascar Soie
Madagascar Soie est un espace dédié à la mise en valeur du savoir-faire artisanal malgache, en particulier la soie sauvage (landy be) et la soie domestique (landy kely).
À travers nos articles, nous partageons l’histoire, la culture et les techniques traditionnelles du tissage malgache.
Notre mission est de préserver cet héritage culturel unique tout en le reliant à une approche moderne, durable et respectueuse de la nature.

🌿 Landy, entre nature et élégance.


 Momba ny Madagascar Soie

Ny Madagascar Soie dia sehatra natokana ho an’ny fampahafantarana sy fanandratana ny asa tanana malagasy, indrindra ny fanenomana lamba landy — na landy be (soie sauvage) na landy kely (soie domestique).
Amin’ny alalan’ny lahatsoratra sy sary, dia zarainay amin’ny rehetra ny tantara, ny kolontsaina, ary ny fahaiza-manao nentin-drazana amin’ny asa landy.
Ny tanjonay dia ny hitahiry ity lova sarobidy ity sady hanome azy endrika maoderina sy maharitra, manaja ny tontolo iainana ary maneho ny hakanton’ny maha-malagasy.

🌺 Landy malagasy — harena, hakanto, ary hasina.

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

Landy Malagasy: Harena sy Hakanto - Fizarana I: Landibe (Sauvage), Kofehy Masin’ny Razana

Landy Kely : De la Magnanerie au Luxe, Maîtriser l'Art de la Soie Blanche Malgache

Ny zava-miafin’ny lokon’ny landy